Lakandranon' i Môzambika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k robot Adding: ca:Canal de Moçambic
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k robot Ajoute: bg:Мозамбикски пролив; changement de type cosmétique
Andalana faha-1:
[[ImageSary:LocationMozambiqueChannel.png|thumb|Ny lakandranon'i Mozambika]]
Ny '''lakandranon'i Mozambika''' dia sampan'ny [[ranomasimbe Indiana]] mampisaraka an'i [[Madagasikara]] amin'i [[Afrika]], tandrify indrindra an'i [[Mozambika]].
 
Andalana faha-6:
Any avaratra, eo anelanelan'i Madagasikara sy ny kontinenta afrikana no misy ny [[tamba-nosy]] [[Kaomory]].
 
Ao ihany koa ireo nosy kely - ankoatra ny nosy [[Tromelin]] izay mitokana any amin'ny ranomasimbe indiana - izay eo ambany fiadidian'i [[Frantsa]] ka antsoina hoe "[[Nosy miparitaka]]" : ny nosy [[Glorieuses]], [[Juan de Nova]], [[Europa]] ary [[Bassas da India]].
 
== Ny tombon-tsoa atolony ==
Andalana faha-16:
Mahamora ny fiarovana ny fitaterana an-dranomasina sy an'habakabaka iraisam-pirenena ihany koa ao, indrindra ny fifamoivoizana Madagasikara-[[Djibouti]]-Madagasikara, na [[Maorisy]]-[[Kenya]]-Maorisy.
 
[[CategorySokajy:Jeografia]]
[[CategorySokajy:Ranomasimbe]]
[[CategorySokajy:Afrika]]
 
[[bg:Мозамбикски пролив]]
[[ca:Canal de Moçambic]]
[[cs:Mosambický průliv]]