Central Park: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
voavaky
Andalana faha-2:
 
[[Sary:Centralpark.png|200px|right|thumb|Ny Central Park sy ny trano mijoalajoala, etsy aoriana.]]
Niasaina betsaka mihintsy ny endrik'ilay zaridaina : betsaka ny farihy voatrolombelona (ny ngeza indrindra ny dia farihy Jacqueline Kennedy Onassis Reservoir manam-pivelarana 0,43 {{km2}})<ref>{{en}} [http://www.centralparknyc.org/site/PageServer?pagename=virtualpark_thereservoir tranonkala ofisialy - ''The Reservoir'']</ref>. Betsaka ny mpitsidika tonga mijery vorona. Afaka andehanan'ny mpandeha tongotra ny zaridaina, misy lalana manana havalahalava-na 9,7 km manodidin'ny zaridaina. Azo andehan'ny mpandeha tongotra sy mpandeha bisikileta io lalana io, indrindra rehefa week-end sy eo aorian'ny amin'ny fito ora hariva, rehefa tsy azo andehanan'ny fiarakodia io lalana io.
 
== Jereo koa ==