Central Park: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
Ny '''Central Park''' dia [[zaridaina]] manam-pivelarana 341 hektara ao amin'ny fokotanin'i [[Manhattan]] any [[New York]]. Ny Central Park Conservancy manana tetibola 200 tapitrisa dollar no mitazona ilay park, ary voakojakoja tahaka ny zaridaina hafa misy any New York ny Central Park. Central Park ny zaridaina ngeza indrindra any New York, raha ny fokotany dimy an'ilay tanàna fotsiny ny rarahina. Vita tamin'ny taona [[1873]] ilay zaridaina, telo ambin'ny folo taona teo aorian'ny fanombohana azy, Araka ny drafitr'i Frederick Law Olmsted sy Calvert Vaux, ôazisy-na zava-maintso Central Park eo ampivoan'ny ala-na trano mijoalajoala an'i Manhattan, na dia any avaratry ny nosy tsy dia misy trano mijoalajoala firy aza
[[Sary:Centralpark.png|200px|right|thumb|Ny Central Park sy ny trano mijoalajoala, etsy aoriana.]]
|