Rajoelina Andry: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-9:
Araka ny hevitr'ireo izay tsy momba azy dia Naka ny fahefana teto Madagasikara izy tamin'ny alàlan'ny fanonganam-panjakana tamin'ny 17 Martsa 2009 ary nanao ny tenany ho filohan'ny [[Fahefana Avon'ny Tetezamita]] (FAT na HAT).
Nanao ny fianianana izy ny [[21 Martsa]] 2009 na dia tsy nankatoavin'ny fianakaviam-be iraisam-pirenena aza izany. Nentiny tamin'izany ny taratasy avy amin'ny fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana izay tsy azo ekena ho didy satria taratasy tsotra fa tsy didim-panjakana.
 
Rehefa azony ny fahefana dia tsy misy vita ireo zavatra nampanantenainy fa naleony nampihorohoro ny vahoaka malagasy naneho ny heviny. Noraràny tsy ho azo idirana intsony ny teo amin'ny kianjan'[[Ambohijatovo]] izay nolazainy fa ''"Kianjan'ny demokrasia"'' rehefa nanomboka tsy voafehy intsony ny fitomboan'ireo olona tsy mankasitraka azy.
 
Efa nahatsangana building ao [[Maorisy]] izy amin'izao fotoana izao, ary trano maromaro any [[Frantsa]]. Tsy mihevitra ny hanangana orinasa maro eto izy satria matahotra ny valifaty tamin'ny nibodoany ny fananan-dRavalomanana Marc.
 
[[sokajy:biôgrafia]]