Tendrontany Avaratra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
c
Andalana faha-3:
Ny '''[[Tendrontany Avaratra]]''' ara-toe-tany dia toerana any avaratra indrindra eto an-tany.
 
Ny fihisin'ny tendron-tany avaratra dia any ampivoan'ny [[renomasimbe arktika]] manana halalina 4 261 metatra. ary misyMisy [[ranomandry]] foana eo aminy. Tsy hoe ''point'' iray tsy mihetsika ny tendontany avaratra, fa somary mivilavila tahalatahaka ny tandrimo izy, ny fotoana (période) fihodikodinany dia misy 14 volana.
 
Samihafa amin'ny tendrontany ara-andriamby (magnétique) ny tendrontany ara-toe-tany, ny tendrontany ara-andriamby dia toerana ampivoany "ipointiavan'ny" [[famataranavaratra]].
 
Ny fizahan'ny tendrontany avaratra dia nanomboka tamin'ny 1908 tamin'i Frederick Cook tonga tany amin'ny tendrontany tamin'ny 21 Aprily (2008), fa mety nafeniny ny tena lalany<ref>''True north : Peary, Cook, and the race to the Pole'' W.W. Norton & Company, New York, 2005</ref>. Fa milazaNilaza ny Kongresan'i Etazonia hoe i Robert Peary ny tonga tany an-tendrontany voalohany tamin'ny 6 Aprily 1909, fa tsy dia manaiky izany fisehon-javatra izany ny mpanao tantara tamin'ny nahitana ny tahaky ny diary an'i Peary : nety diso izy tamin'ny faminavinany. I Roald Amundsen sy i Umberto Nobile ny tena fantatra nanidina teo ambon'ny tendrontany avaratra taminatamin'ny fiaramanidina tamin'ny 26 Mey 1926.
 
Eo anelanelan'ny -43 °C sy 0 °C ny hatsiaka any amin'ny tendrontany avaratra, izay no mampisy ny ranomandry lalandava (2-4 metratra eo ho eo ny hateviny) any amin'ny tendrontany. MitadyAnkehitriny, dia mitady hitsonika ny ranomandry amin'ny hafanana mihakatra amin'ny andro fahavaratra, ary mety tsy hisy ranomandry intsony any amin'ny tendrontany amin'ny fahavaratra 2014 satria mihamafàna ny toetr'andro.