Akadia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-30:
 
== Tantara ==
 
=== Zanatany frantsay ===
{{...}}
 
Efa voazahan'ny Viking tamin'ny taonjato faha folo ny faritanin'i Akadia. Tonga tany ny mpanjono lamôria tamin'ny taonjato faha telo ambin'ny folo. Ny [[Micmac]], ny [[Malesita]] sy ny Passamaquoddy ny tompon-tany teo tamin'izany. Nihaona tamin'ny Micmac i [[Jacques Cartier]] tamin'ny fizahana tamin'ny [[1534]]. Nila niandry ny taona 1604 vao noforonin'i [[Pierre Dugua de Mons]] ny Akadia.
 
== Fiaraha-monina ==
== Fitiavan-tanindrazana akadianina ==