Tendrontany Avaratra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
+
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-7:
Samihafa amin'ny tendrontany ara-andriamby (magnétique) ny tendrontany ara-toe-tany, toerana ampivoany "ipointiavan'ny" [[famataranavaratra]].
 
Ny fizahan'ny tendrontany avaratra dia nanomboka tamin'ny 1908 tamin'i Frederick Cook tonga tany amin'ny tendrontany tamin'ny 21 Aprily (2008), fa mety nasitrinynafeniny ny tena lalany<ref>''True north : Peary, Cook, and the race to the Pole'' W.W. Norton & Company, New York, 2005</ref>. Fa milaza ny Kongresan'i Etazonia hoe i Robert Peary ny tonga tany an-tendrontany voalohany tamin'ny 6 Aprily 1909, fa tsy dia manaiky izany fisehon-javatra izany ny mpanao tantara tamin'ny nahitana ny tahaky ny diary an'i Peary : nety diso izy tamin'ny faminavinany. I Roald Amundsen sy i Umberto Nobile ny tena fantatra nanidina teo ambon'ny tendrontany avaratra tamina fiaramanidina tamin'ny 26 Mey 1926.
 
Eo anelanelan'ny -43 °C sy 0 °C ny hatsiaka any amin'ny tendrontany avaratra, izay no mampisy ny ranomandry lalandava (2-4 metratra eo ho eo ny hateviny) any amin'ny tendrontany. Mitady hitsonika ny ranomandry amin'ny hafanana mihakatra amin'ny andro fahavaratra, ary mety tsy hisy ranomandry intsony any amin'ny tendrontany amin'ny fahavaratra 2014 satria mihamafàna ny toetr'andro.