Wikipedia:Fototra dimy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-27:
| [[Image:Copyleft.svg|50px|left]] || Torolalàna momba ny '''[[Wikipedia:Copyright|Copyright]]'''.
 
* Ny pejy rehetra eto amin'ny wikipedia dia amban'ny lisansa CC-By-SA 3.0 . Ny fanovana ny pejy dia malalaka ho an'ny rehetra. Izay pejy tsy mifanaraka amin'ny CC-By-SA dia tokony tsy aseho eto amin'ny wikipedia.
 
* Io lisansa io dia manome alàlana mamorona, mandika, manova ary mizara ny votoatin'i Wikipedia. Ny fara hajaina fotsiny dia mitazona io lisansa io foana ho an'ilay lahatsoratra rehefa mandika, manova sy mizara. Mety zarazarain'iza na iza ny lahatsoratra napetraka tato amin'ny wikipedia, na dia hovidiana aza izy.
 
* Ny lahatsoratra mitovy lisansa amin'ny wikipedia ihany koa dia azo hadika ato, fa tandremo, rarana ato amin'ny wikipedia ny lahatsoratra avy amina tranonkala hafa misy copyright ({{c}}). Ho voafafa avy hatrany ny takelaka tsy manaraka ny fitsipika momba ny copyright.
|}