Oktety: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « Ny oktety dia venty andrefesana ny data amin'ny taranjan'ny informatika. Ny oktety dia bity miisa valo, izany hoe isa miroafototra valo. Ny baity (amin'ny teny anglis... »
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''oktety''' dia venty andrefesana ny data amin'ny taranjan'ny [[informatika]]. Ny oktety dia bity miisa valo, izany hoe isa miroafototra valo. Ny [[baity]] (amin'ny [[teny anglisy]] ''byte''), no anisan'ny fomba anononana ny oktety amin'ny teny anglisy, na dia azo ampiasainampiasaina amin'ny teny anglisy koa aza ilay teny ''octet''.
 
== Eva ==
Andalana faha-5:
Ny eva ampaisaina anehoana ny oktety dia ny litera "o" zanatsoratra.
 
Tsy avelan'ny Firafitra[[Rafitra Iraisam-pirenena]] (SI) ampiasaina ny "O" renisoratra noho ny fitovizany amin'ny isa 0, ary natao ho an'ny refy misy fifandraisana amin'olona iray ny litera renisoratra. Mbola tsy tena tapaka ny hevitra momba izany, satria tsy anisan'ny refy ampiasain'ny Firafitra Iraisam-pirenena ny ventim-pampahalalana
 
== Fampiasana ny tovona mamaritra ny habe ==
 
Tsy toraky ny isa folo akory noRehefa ampiharina amin'ny oktety rehefa ampiharina amin'ny tovonatovana [[kilo-]], [[mega-,]] ary [[giga-]], sns.dia fatsy tora-telo ny isa roafolo ;(10<sup>3n</sup>) nohointsony izany,no tsysoloiny fa tora-polon'ny isa roa (2<sup>1010n</sup>) oktety; ka mba tsy hifangaroan'ny "kilooktety"tovona (Ko)ampiasaina faho tsyan'ny 10<sup>33n</sup> arysy tsyny "kilooktety"tovona (izayampiasaina manomeho 1an'ny 0242<sup>10n</sup> oktety; fadia tsynoforonina 1ireo 000)tovona intsonymifarana koaamin'i no'''bi''' anarany eto fa: ki'''bi'''oktety (afohezina Kio) ; 2<sup>20</sup> ny, me'''bi'''oktety, (Mio)gi'''bi'''oktety, aryte'''bi'''oktety, toy izay hatranysns. :
* kibioktety → 2<sup>10×1</sup> o → 2<sup>10</sup> o;
 
* mebioktety → 2<sup>3010×2</sup> nyo gibioktety→ 2<sup>20</sup> o;
* gibioktety → 2<sup>4010×3</sup> nyo tebioktety→ 2<sup>30</sup> o;
* tebioktety → 2<sup>5010×4</sup> nyo pebioktety→ 2<sup>40</sup> o;
* pebioktety → 2<sup>10×5</sup> o → 2<sup>50</sup> o;
* sns...
 
Mbola betsaka ny mampiasa ny tovona taloha amin'izao fotoana, na dia tsy ankasitrahan'ny SI aza izany, izay mamaritra tovona hafa mihitsy. Tsy hita amin'ny fiainana mandavanandro na am-bava na antsoratra ny fampiasana ireo tovona ho an'ny isa miroami[[roa fototra]], anefa ampiasaina matetika ireo toraky ny isa roa ireo. Ao amin'ny [[rindrankajy]] open opensourcesource ary ny mpandrindra milina [[GNU/Linux]] no tena ahitana ny fampiasana ireo tovona miroa fototra ireo.
 
Fantatry ny mpanamboatra [[kapila]] izay fahasamihafana izay : oktety miaraka amin'ny tovona tsotra (kilo, mega, giga) no aseho ny eo amin'ny fonon'entana, anefa oktety miaraka amin'ny tovona miroa fototra (kibi, mebi, gibi) no asehon'ny mpandrindra milina eo amin'ny efajoro. Mitovy fiatiana amin'ny kapila 93 gibioktety ny kapila iray manan-piatiana 100 gigaoktety.
 
{{vangovango}}
 
[[sokajy:informatika]]
 
[[fr:Octet]]