Wikipedia:Ny tsy tokony ho wikipedia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-24:
 
=== Ny wikipedia dia tsy famoahana hevitra noforonina samirery ka eto no hamoahana azy voalohany ===
 
Ao amin'ny fitsipika momban'ny lahatsoratran'i Wikipedia miteny hoe tsy toerana famoahana hevitra noforonina ny wikipedia.
 
Ny asa noforonina dia fitadiavana tsy navoaka teny ivelan'i Wikipedia.
 
=== Ny wikipedia dia tsy fanaovana dokam-barotra na propagandy ===
=== Ny wikipedia dia tsy toerana fitehirizana na fanangonana sary na media ===