Wikipedia:Ny tsy tokony ho wikipedia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-28:
=== Ny wikipedia dia tsy manavaka ny fampahalalàna (informations) voaangona ===
=== Ny wikipedia tsy voafondro ===
 
Eto amin'ny wikipedia, ny teny sy ny sary mety hitan'ny mpamaky hoe mahatsiravina. Ampiasaina ny zava-mahatsiravina rehefa tsy mampianatra ny lahatsoratra raha hadino izany teny na sary mahatsiravina izany. Rehefa manoratra, dia araho fotsiny ny fitsipika momba ny lahatsoratra, ary raha hampatahotra ny mpamaky ny tanjony, dia esory avy hatrany ilay izy raha tsy ilaina ao amin'ny lahatsoratra soratana. Ao amin'ny tanjon'ny wikipedia ny manana fampahalalàna mombana zava-mahatsiravina ; fa tsy amin'ny tanjon'ny wikipedia no mandrangitra azy.
 
Amin'ny lahatsoratra, ny teny ratsy dia mety soratana na tsia ; rarana ny asterisika na soratra hafa manitrika azy. Ohatra, rarana amin'ny lahatsoratraa no manova ''tay amin'amany'' => ''t** ****'*****'' ; na izy soratana na tsia. Raha ilaina, asivo "[teny voafondro]" rehefa misy teny ratsy ao amin'ilay citation, na "[sic]" .
 
[[Category:Wikipedia]]