Wikipedia:Ny tsy tokony ho wikipedia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-3:
=== Ny wikipedia dia tsy taratasy firaketana ===
 
Na dia hoe raki-pahalalàna aza Wikipedia, tsy manana ny faneren'ny taratasy firaketana sy ny firaketana an-tranonkala izy. Ny halalin'ny lahatsoratra eto amin'ny wikipedia dia tsiefa, ara-teôria. Ny Wikipedia dia mivoatra araka ny hafainganana, ny hangeza ny toerana itehirizina ny lahatsoratra ary ny bande passante ny mpikajy ; na dia hoe misy farana aza amin'izy ireo, mety tsy ho tratra mihintsy izy ireo.
'''Tsy ferana''' ny halava ny lahatsoratra eto amin'ny wikipedia. Ny halava ny takelaka iray dia mety mahatratra 40 pejy na maherin'izany amin'ny raki-pahalalàna tsotra ; tsy amin'ny halava ny takelaka ny olana rehefa manoratra eto ; ny fanontaniana apetraka fotsiny dia hoe mampivelatra ny lohahevitra ve ilay takelaka... Tsy ferana ihany koa ny isa ny fizaràna anaty takelaka iray.
 
Niteny i Jimmy Wales hoe tsy ho lasa forum iresahana ihany ny wikipedia ; na dia izany, hafa amin'ny firaketana taratasy ny wikipedia, izay ny anisan'ny lafitsarany.
'''Tsy maintsy manaraka ny fitsipika ny votoatin'ny pejy firaketana'''
 
==== Tsy voafetra ny toerana ====
 
Ny mahasamihafan'i Wikipedia amin'ny firaketana taratasy dia tsy ferana ny halava ny lahatsoratra soratana. Tsy maninona mihintsy raha hoe 100 pejy ny halava ny lahatsoratra soratanao, izay zato pejy izay dia efa mahavita boky izay. Afohizina izao izay lahatsoratra izay raha manoratra amin'ny firaketana taratasy ianao. Izay ny anton'ny firaketana anglisy '''Encyclopaedia Britannica'' tsy dia manome ''information'' betsaka, satria ferana ny halava ny takelaka.
 
Kely dia kely ny toerana alain'ny soratra. Raha misy litera 7 isaky ny teny, raha 250 000 {{AR}} ny 1 000 Go<ref> {{fr}} http://www.choixpc.com/disquedu.htm</ref>, mahazaka teny 142 lavitrisa ny disika iray, 3.5 Mo ny lanja ny wikipedia malagasy eo amin'ny rindrankajy, 0,88 {{AR}} (4,76 F) monja ny vola lany amin'ny wikipedia malagasy amin'ny lafin'ny disika. Araka ny tenenin'i Jimmy Wales : ''Tsy lafo ny toerana''.
 
=== Ny wikipedia dia tsy Rakibolana (diksionera) ===