Wikipedia:Ny tsy tokony ho wikipedia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
DotMG (dinika | fandraisan'anjara)
Fanatsarana rafitry ny fehezanteny
Andalana faha-2:
== Ny tsy tokony ho wikipedia ==
=== Ny wikipedia dia tsy taratasy firaketana ===
 
'''Tsy ferana''' ny halava ny lahatsoratra eto amin'ny wikipedia. Ny halava ny takelaka iray dia mety mahatratra 40 pejy na maherin'izany amin'ny raki-pahalalàna tsotra ; tsy amin'ny halava ny takelaka ny olana rehefa manoratra eto ; ny fanontaniana apetraka fotsiny dia hoe mampivelatra ny lohahevitra ve ilay takelaka... Tsy ferana ihany koa ny isa ny fizaràna anaty takelaka iray.
 
'''Tsy maintsy manaraka ny fitsipika ny votoatin'ny pejy firaketana'''
 
=== Ny wikipedia dia tsy Rakibolana (diksionera) ===