Wikipedia:Fototra dimy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{Fototra dimy}}
Ny wikipedia dia mandry sy miankina amin'ny '''fototra dimy'''.
 
{| style="background:none"
|-
| [[Image:Opca enciklopedija JLZ.jpg.JPG|50px|left]] || '''[[Wikipedia:Ny wikipedia dia raki-pahalalàna|Wikipedia firaketana]]''' misy ny firaketana rehetra ary ny alimanaka. Ny wikipedia dia tsy manavaka ny zavatra tokony apetraka ao anatiny. Ny wikipedia dia tsy diksionera na toerana fanaovana propagandy na dokam-barotra na politika na gazety, sns. Jereo ny pejy ''{{w|Wikipedia:Ny tsy tokony ho wikipedia}}'' ho an'ny antsipirihany.
 
* Ny wikipedia dia raki-phalalalàna, azo atao alimanaka, raki-pahalalàna mikasika amina taranja manokana. Tsy amban'ny lisansa ny copyright {{c}} ny lahatsoratra voatahiry ato.
 
* Tsy maintsy manaraka ny fitsipika momba ny lahatsoratra ny lahatsoratra hosoratana ato, tsy manana ny toerany ato ny asa noforonina.
 
* Ny wikipedia dia tsy diksionera na toerana fanaovana propagandy na dokam-barotra na politika na gazety, sns. Jereo ny pejy ''{{w|Wikipedia:Ny tsy tokony ho wikipedia}}'' ho an'ny antsipirihany.
|}
 
Ligne 10 ⟶ 15 :
{| style="background:none"
|-
| [[Image:Wikipedia scale of justice.png|50px|left]] || Ny '''[[Wikipedia:Fijerena tsy mitongilana|Fijerena tsy mitongilana]]'''.

* Ny [[Fijerena tsy mitongilana]] dia ny fijerena manaraka ny fahamarinan'ny hevitra. Ny fahamarinana dia tsy miankina amin'ny finoana na fahalalan'ny tsirairay fa ny lalàna voajanahary na lalàna iraisana tsy hazo hiadian-kevitra.
 
 
|}
 
Ligne 16 ⟶ 25 :
{| style="background:none"
|-
| [[Image:Copyleft.svg|50px|left]] || Torolalàna momba ny '''[[Wikipedia:Copyright|Copyright]]'''.

* Ny pejy rehetra eoeto amin'ny wikipedia dia anamban'iny GNUlisansa CC-By-SA 3.0 FDL. Ny fanovana ny pejy dia malalaka ho an'iny rehetra. Izay pejy tsy mifanaraka amin'ny GNU FDLCC-By-SA dia tokony tsy aseho eto amin'ny wikipedia.
 
|}
 
Ligne 22 ⟶ 34 :
{| style="background:none"
|-
| [[Image:Handshake (Workshop Cologne '06).jpeg|50px|left]] || '''[[Wikipedia:Fahalalam-pomba|Fahalalam-pomba]]'''.

* Ny mpikambana sy ny mpanova pejy dia tokony hajaina. Ny hevitra no hiadiana raha tsy mety fa tsy ny mpikambana na ny mpanova. Aza mora entim-po.
 
|}
 
Ligne 28 ⟶ 43 :
{| style="background:none"
|-
| [[Image:Lascaux2.jpg|50px|left]] || '''[[Wikipedia:Torolalana azo tsy raharahina|Torolalana azo tsy raharahina]]'''
 
* Tsy manana fitsipika hafa ny wikipedia afatsy ireo fitsipika nosoratana ireo.
 
* Aza matahotra manoratra, manova sy mamafa pejy ianao. Ovay amin'ny tanjon'ny fanatsaràna ny lahatsoratra hitanao tsy feno. '''''Tsy maninona raha tsy lavorary ny lahatsoratra eto''''' raha manaraka ny fitsipika sy ny fepetra izy ireo.
 
* Aza matahotra ianao raha manao diso na manelingelina ny fandehanan'ny wikipedia. Ny version teo aorian'ny version-nao dia mbola hita ary mbola azo averina. '''''Azo averina daholo ny version rehetra'''''. Aza manadino koa fa ho voatahiry ato mandrakizay ny lahatsoratra notehirizinao.
|}
{{Fototra dimy}}