Fiteny gojaraty: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k robot Adding: fr:Gujarâtî
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[fiteny Gojaratia]] na '''fiteny Gujarati''' (ગુજરાતી ''Gujǎrātī'') dia [[fiteny Indo-Eoropeanina]] any [[India]]. Io ny fiten'ny tompontanin'i [[Gujarat]].
{{vangovango|india|fiteny}}
 
Ny '''Fiteny Gojaratia''' ( '''gujarātī, ગુજરાતી''' ) dia [[fiteny]] any [[India]].
Misy olona 46 tapitrisa no miteny Gojaratia any India sy maneran-tany. Ny fiteny Gujarati no tenin-drenin'i [[Mohandas Gandhi]], i [[Ali Jinnah]] ary i [[Sardar Vallabhbhai Patel]].
 
== Tantaran'ny fiteny Gujarati ==
{{...}}
 
Ny fiteny gujarati ankehitriny (manan-tsipelina ''Gujerati, Gujarathi, Guzratee, Guujaratee, Gujrathi, ''na'' Gujerathi'') dia fiteny voasintona avy amin'ny [[fiteny sanskrity]]. Manan-tsokajy telo ny fiteny gojaratia :
 
 
=== Ny ''fiteny gojaratia taloha'' ( 1100 - 1500 ) ===
 
Ny fiteny gojaratia taloha dia razan'ny fiteny gojaratia (ankehitriny) ary ny razan'ny fiteny rajastani. Ny olona niteny io fiteny io dia any avaratra ny faritra Gujarat sy any andrefan'ny faritra Rajastan.
 
[[sokajy:fiteny any India]]