Haikoriam-boanaratra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Niala ny fanovàna 359148 nataon'i 41.204.127.81 (resaho)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Arduino ftdi chip-1.jpg|200px|right|thumb|]]
Ny '''Elektronika''' dia rantsan'ny fizika mikasika ny olik'aratra mampiasa aratra kely, mande araka ny fandehanan'ny elektrona ny elektronika.
 
Ny '''eletrônika''' dia anisan'ny sampanan'ny siansa, ny injenieria ary ny teknolojia izay mikasika ny olik'aratra mampiasa mpiorina arak'aratra toy ny tioba termoionika, tirazisitôro, diôda ary olik'aratra aharo (circuit intégré), izay ampiarahana amin'ny ireo mpiorina (composant) fampitohizana mihinan'aratra. Ny fihetsika tsy mizotra (non-linéaire) ny mpiorina ary ny fahafahany mifehy ny fihetsiky ny voanaratra ao amin'ny olik'aratra dia mahafaka ny fampitomboana ara-kerinaratry ny herinaratra izay mitondra fampahalalana.
Ny mpamaritra anarana « elektronika » dia mety zavatra mikasika ny [[elektirona]].
 
Nanomboka tamin'ny [[1904]] ny elektronika no nanomboka tamin'ny tioba elektronika voaforona.
 
== Famaritana ny elektronika ==