Zavaboary: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Rezabot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanova: diq:Geme
k Robot : Remplacement de texte automatisé (-atmôsfera +soson-drivotra & -atimôsfera +soson-drivotra & -atimôsifera +soson-drivotra)
Andalana faha-7:
== Fandaharana ==
[[Sary:Jordens inre-numbers.svg|200px|ankavanana|thumb|Ny bolantany enina : [[voany anaty]] (1) ; [[voany ivelany]] (2) ; [[kapaoty ambany]] (4) ; [[kapaoty ambony]] (5) ; [[litôsfera]] (6) ; [[hero-tany]] (6)]]
Ny siansan'ny tany dia mahalala bolantany efatra, ny litôsfera, ny hidirôsfera, ny atmôsferasoson-drivotra ary ny biôsfera ; ireo bolantany efatra ireo dia mifandrify amin'ny vato, ny rano, ny rivotra ary ny fiainana.
 
Ny taranja siantifika lehibe mikasika ny tany dia ny jeografia, ny jeolojia, ny jeofizika ary ny jeodezia. Ireo taranja ireo dia mampiasa ny fizika, simia, biôlôjia, krônôlojia ary matematika mba hametraka ny taranja na fandrafetan'ny tany sy ny fahazoana azy tsara.