Oranosy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
EmausBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.6.4) (Rôbô Nanova: it:Urano (astronomia), lij:Oran (astronomia)
k Robot : Remplacement de texte automatisé (-atmôsfera +soson-drivotra & -atimôsfera +soson-drivotra & -atimôsifera +soson-drivotra)
Andalana faha-4:
 
Uranus sy neptune dia fajiry manana laha-tombo samihafa amin'ny fajiribe tahaka ny Jupiter sy Saturne. Sokajian'ny astrônôma anaty sokajy manokana izy : fajiry mivaingana (planète glacées), na zana-pajiribe (sous-géantes).
Ny atmosferan' Uranus, na dia misy hidirôzenina sy helium aza, misy ranomandry, amôniaka, metana, ary hidirôkarbiora. Amin'ny fajiry rehetra an'ny Masoandro, Uranus no manana atmôsferasoson-drivotra mangatsiaka indrindra, ny hatsiaka farany mangatsiaka indrindra dia 49 K (-224 °C), any amin'ny tropopaozy (haambo 56 km sy 0,1 bar). Manana rafi-drahona larolaro izy : misy rano ny rahona any amin'ny sosona ambany, ary misy metanina any amin'ny sosona ambony.
 
== Jereo koa ==