Faritra Alaotra-Mangoro: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
manomboka
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{vangovango}}
 
Ny '''Faritra Alaotra-Mangoro''' dia faritra malagasy any andrefan'ny faritan'ny Toamasina Mizara sisintany amin'ny faritra Sofia any avaratra, faritra Analanjirofo any avaratra atsinanana, faritra Atsinanana any atsinanana, faritra Vakinakaratra any antsimo andrefana, ary ny faritra Betsiboka any avaratra andrefana. Ny renivohitr'io faritra io dia Ambatondrazaka, ary ny isan'ny olona miaina any amin'io faritra io dia misy 1 112 550 tamin'ny taona 2008. Ny fivelaran'ny faritra Alaotra-Mangoro dia miasymisy 31 948 {{km2}}.
 
Dimy ny isan'ny distrika ao amin'ny faritra [[Alaotra-Mangoro]], ary 79 no isan'ny kaominina.