Volana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
[[Sary:Full Moon Luc Viatour.jpg|250px|ankavanana|ny volana]]
 
Ny '''Volana''' (fiteny aostronezianina ; jereo ny [[fiteny Malay|teny malatmalay]] ''[[:wikt:bulan|Bulan]]'' [{{api|bulan}}]) dia [[volana|volan'ny]] Tany. Ny Volana dia ''satelita'' natoraly ngeza indrindra eo amin'ny ''solar system''. Ny fahalaviran'ny tany sy ny volana dia misy 384.403 km (in-30 ny savaivo ny Tany).
 
Amin'izao fotoana izao, ny volana ihany no satelita na planety nandianan'olona sy notsidihan'olona ary nodiavin'ny olona. [[Luna I]], [[zanabolana]] rosy, no zanabolana voalohany nihodikodina manodindin'i volana tamin'ny [[1959]], tamin'io taona io ihany koa, Nipetraka teo amin'ny volana ny sambon-danitra [[Luna 2]], fa potika ilay saondy teo am-pidinana. Tamin'ny taona 1959 ihany nalain'i [[Luna 3]] sary ny sarim-bolana tsy hita maso avy eto an-tany.