Loka Nobel: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
Nouvelle page : Ny '''Loka Nobel''' dia mari-pankasitrahana eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena, atolotra an'ireo olona na fikambanana nahavita be sy nitondra soa teo amin'ny fiainan'ny zanak'olombe...
 
CommonsDelinker (dinika | fandraisan'anjara)
k The file Image:AlfredNobel.jpg has been replaced by Image:AlfredNobel_adjusted.jpg by administrator commons:User:AnRo0002: ''Was in category "Duplicate", exact duplicate''. ''Translate me!''
Andalana faha-5:
== Alfred Nobel ==
 
[[Image:AlfredNobelAlfredNobel_adjusted.jpg|thumb|Alfred Nobel ([[1833]]-[[1896]])]]
 
I '''Alfred Nobel''' dia namela lova mitentina 32 tapitrisa [[korona]] tamin'ny nahafatesany. Tsy nanondro n'iza n'iza tamin'ireo izay tokony handova azy mivantana izy tanatin'ny [[didim-pananana]], fa ny nangatahany kosa dia ny hananganana andry iray misahana ny fanolorana fankasitrahana isan-taona ireo olona nahavita be ho an'ny zanak'olombelona, ka nahafahana nanatsara sy nampiroborobo tokoa ny fahaizana teo amin'ny lafin'ny [[fandriampahalemana]] na fifandraisana ara-[[diplaomasia]] , ny [[literatiora]] , ny [[fizika]], ny [[fitsaboana]] ary ny [[fizika]].