Kintana : Fahasamihafan'ny versiona roa

tsy misy ambangovangom-panovana
(Pejy voaforona amin'ny « 200px|right|thumb|Kintana eo amin'ny lanitra Ny '''kintana''' dia bola plasma (etona mafana be) izay voatazon'ny hery mampifanintona mba t... »)
 
[[sary:Starsinthesky.jpg|200px|right|thumb|Kintana eo amin'ny lanitra]]
 
Ny '''kintana''' dia bola [[plasma]] ([[etona]] mafana be) izay voatazon'ny hery mampifanintona mba tsy hiparitaka. Manjelatra izy noho ny fiota niokleary ao anatiny. [[Hazavana]] sady [[hafanana]] no avoakany, miaraka amin'ny tana hafa izay tsy hitan'ny maso toy ny [[tana radio]], [[tana X]] ary [[tana gamma]] toy ny [[tana ankoatry ny volomparasy]] (UV). Samihafa ny anjaran'ireo tana isan-karazany ireo arakaraka ny haben'ny kintana.
 
== Jereo koa ==