Aratra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-9:
 
== Ny varatra ==
Ny ''[[varatra]]'' dia ny feo vokatry ny fipoakan'ny rivotra mifandona amin'ny [[tselatra]] ka mahatonga ny rivotra hitondra elektrona ([[plasma]] no iantsoina ilay rivotra na etona misy elektrona). Mitovy ny fotoana hipoahan'ny varatra sy ny fisehoan'ny tselatra saingy noho ny tsy fitovian'ny hafainganampandehanhafaingana-mpandehan'ny feo sy ny hazavana (speed) dia ny [[tselatra]] aloha no hita voalohany avy eo ny [[varatra]] no heno. Raha tena akaikin'ny tselatra no misy olona mijery dia miara-mipoitra ny [[tselatra]] sy ny [[varatra]].
 
[[Sary:Lightning_NOAA.jpg|300px|thumb|Tselatra sy Varatra vokatry ny herinaratra amin'ny rivotra ka mipoaka]]