Fanoroana:Ahoana ny manao takelaka: Fahasamihafan'ny versiona

Aucun résumé des modifications
Afaka manindry ny rohy '''[ ovay ]''' eo amin'ny fizaràna (''section'') koa ianao rehefa fizaràna iray ihany no tianao ovaina. <br>
 
Ataovy ahoao daholo ny fanovàna tianao atao. Azonao atao ao ny manova ny lahatsoratra misy ao : Mitsara ny zava-diso, manampy/mamafa lahatsoratra sns. Hitanao ao fa misy soratra ortra ny '', ''', <nowiki>[[ na ]]</nowiki>. Io ny syntaxe wikipedia, io ny manao mise en forme ny lahatsoratrao.
 
Hitanao eo ambon'ny ''varavarankely'' ny fanovàna fa misy ''barre d'outils'' manamora ary mampahaingan'ny asa tsotra : '''Soratra matavy''', ''Sora-mandry'', [http://mg.wikipedia.org rohy lohateny] sns.
Utilisateur anonyme