4 Aogositra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k robot Adding: yi:4טן אויגוסט; cosmetic changes
Andalana faha-1:
{{Aogositra}}
*[[1944]]: nisamborana an' i [[Anne Frank]].
*:Tratra ary nosamborin'ny miaramila [[nazista]] - ny [[Gestapo]] - rehefa niafina nandritra ny roa taona i Anne Frank sy ny fianakaviany. Maty tamin'ny volana [[martsa]] [[1945]] izy, tao amin'ny tobin'i [[Bergen-Belsen]], [[Alemaina]]. Miep Gies, naman'ny fianakaviany, no nahita ny [[diarin'i Anne Frank]] ka nanome azy an-drainy, Otto Frank, izay hany sisa tafavoaka velona ny toby.
 
*[[1983]]: novaina ho [[Burkina Faso]] ny anaran'i [[Haute-Volta]].
*:Rehefa niakatra teo amin'ny fitondrana ny [[kapiteny]] [[Thomas Sankara]], sy [[manamboninahitra]] tanora sasantsasany, dia novainy ho Burkina Faso, izay midika hoe "tanindrazan'ny olona marina" ny anarana hoe Haute-Volta.
 
== Fahaterahana ==
 
* [[1859]]: [[Knut Hamsun]]
Andalana faha-134:
[[wa:4 d' awousse]]
[[war:Agosto 4]]
[[yi:4טן אויגוסט]]
[[yo:4 August]]
[[zh:8月4日]]