Aratra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k robot Adding: la:Electricitas
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k robot Adding: ps:برېښنا; cosmetic changes
Andalana faha-1:
Ny '''aratra''' dia vokatry ny fisiana sy fihetsehan'ny [[elekitrôna]] amin'ny toerana na zavatra iray. Ny ''aratra'' no mahatonga ny [[varatra]], [[kianjanaratra]], sy ny [[herinaratra]] fampiasa andavan'andro amin'ny fitaovana toy ny [[jiro]], [[radiô]], [[milina fikajiana]], sy sisa tsy voatanisa.
== Ny tantarany ==
 
== Ny elekitrôna ==
 
== Ny kianjanaratra ==
Andalana faha-9:
 
== Ny varatra ==
Ny ''[[varatra]]'' dia ny feo vokatry ny fipoakan'ny rivotra mifandona amin'ny [[tselatra]] ka mahatonga ny rivotra hitondra elektrona ([[plasma]] no iantsoina ilay rivotra na etona misy elektrona). Mitovy ny fotoana hipoahan'ny varatra sy ny fisehoan'ny tselatra saingy noho ny tsy fitovian'ny hafainganany (speed) dia ny [[tselatra]] aloha no hita voalohany avy eo ny [[varatra]] no heno. Raha tena akaikin'ny tselatra no misy olona mijery dia miara-mipoitra ny [[tselatra]] sy ny [[varatra]].
 
[[ImageSary:Lightning_NOAA.jpg|300px|thumb|Tselatra sy Varatra vokatry ny herinaratra amin'ny rivotra ka mipoaka]]
 
[[CategorySokajy:fizikaFizika]]
 
[[af:Elektrisiteit]]
Andalana faha-76:
[[oc:Electricitat]]
[[pl:Elektryczność]]
[[ps:برېښنا]]
[[pt:Eletricidade]]
[[qu:Pinchikilla]]