Azia Atsimo-Atsinanana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « 400px|right|thumb|Ny toerana misy an'i Azia Atsimo Andrefana (miloko maitso) Ny '''Azia atsimo andrefana''' dia ny faritr'Azia... »
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:LocationSoutheastAsia.PNG|400px|right|thumb|Ny toerana misy an'i Azia Atsimo Andrefana (miloko maitso)]]
 
Ny '''Azia atsimo andrefana''' dia ny faritr'[[Azia]] any atsinanan'i [[India]] ary any atsimon'i [[Sina]]. Ireo firenena izay lazaina fa ao Azia Atsimo Andrefana dia i Myammar[[Myanmara]], [[Tailandy]], [[Malaizia]], [[Indonezia]], [[Filipina]], [[Vietnam]], [[Laôsa]], [[Brunei Darussalam]] ary [[Kambodia]]. Ao amin'i Azia Atsimo andrefana ihany koa i [[Singapaoro]], na dia tsindrindray izy voasokajy ho firenen'ny Aziatika tatsinanana, noho ny kolontsainy izay voazakazakan'ny kolontsaina sinoa.
 
== Jeografia ==
 
Ny velarantany manontolon'i Azia Atsimo Andrefana dia eo amin'ny efatra tapitrisa kilometatra toradroa. Ny isam-poniny dia 593 tapitrisa mponina. Iray ampahaenin'ny mponina ao Azia Atsimo Andrefana no miaina ao amin'ny [[nosy Java]], any Indonezia, izay nosy manana [[hakitroky ny mponina]] avo indrindra eto an-tany.
 
[[Sinoa]] telopolo tapitrisa ihany koa no miaina ao Azia Atsimo Andrefana, indrindra indrindra any Indonzaia[[Indonezia]], any Malaizia, any Singapaoro ary any Vietnam.
 
{{vangovango}}