Fiteny aostrôneziana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
Ny '''fiteny aostroneziana''' dia ireo fiteny tenenina any [[Madagasikara]], any [[Azia Atsimo Andrefana]], ao amin'ny [[ranomasimbe Pasifika]] ary any [[Taiwan]]. Ny isan'ireo fiteny aostroneziana manerana izao tontolo izao doa eo amin'ny 1 268, izany hoe vondrom-piteny faharoa amin'ny resaka isam-piteny, aorian'ny [[fiteny nizerôkongolesa]].
 
Roa no isan'ny zana-tsokajin'ny fiteny asotronezianinaasotroneziana : ny [[fiteny formôzana]], izay tenenina ao Taiwan ; ary ny [[fiteny malay polinezianina]] any amin'ny toerana hafa ankohatr'i Taiwan.
 
{{vangovango}}