Fiteny aostrôneziana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « 400px|right|thumb Ny '''fiteny aostroneziana''' dia ireo fiteny tenenina any Madagasikara, any Azia Atsimo Andrefana, ... »
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Migrations-autronesiennes.png|400px|right|thumb]]
 
Ny '''fiteny aostroneziana''' dia ireo fiteny tenenina any [[Madagasikara]], any [[Azia Atsimo Andrefana]], ao amin'ny [[ranomasimbe Pasifika]] ary any [[Taiwan]]. Ny isan'ireo fiteny aostronezianina manerana izao tontolo izao doa eo amin'ny 1 268, izany hoe vondrom-piteny faharoa amin'ny resaka isam-piteny, aorian'ny [[fiteny niger kongonizerôkongolesa]].
 
Roa no isan'ny zana-tsokajin'ny fiteny asotronezianina : ny [[fiteny formôzana]], izay tenenina ao Taiwan ; ary ny [[fiteny malay polinezianina]] any amin'ny toerana hafa ankohatr'i Taiwan.