Pôlinezia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « I '''Polinezia''' dia faritra andafy frantsay izay ahitana an'i Tahiti, ny Îles de la Société. Faritra mizaka-tena i Polinezia ary manana ny filoha... »
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
== Famaritana amin'ny ankapobeny ==
I '''Polinezia''' dia [[faritra andafy]] [[frantsa]]y izay ahitana an'i [[Tahiti]], ny [[Îles de la Société]]. Faritra mizaka-tena i Polinezia ary manana ny filohany, frantsay, ary ny governemantany. Tsy vola euro ihany koa no ampiasainy any fa Franc CFP.
[[Sary:Polynesia-triangle.png|200px|right|thumb|Ny telolafin'i Polinezia]]
Ny '''polinezia''' dia ny faritra anononana ny faritra atsinanan'i Oseania, izay ahitana nosy maro dia maro. Ny nosy ary ny tamba-nosy mamaritra ny sisiny dia ny tambanosin'i Hawaii ary avaratra, ny Nosin'i Paska any atsinana ary Zelanda Vao (New Zealand, Aotearoa) any andrefana.
 
== Ny Polinezia Frantsay ==
I '''[[Polinezia frantsay]]''' (amin'ny [[fiteny frantsay]] : ''Polynésie Française'', amin'ny [[fiteny tahisiana]] : ''Pōrīnetia farāni'') dia [[faritra andafy]] [[frantsa]]y izay ahitana an'i [[Tahiti]], ny [[Îles de la Société]]. Faritra mizaka-tena i Polinezia ary manana ny filohany, frantsay, ary ny governemantany. Tsy vola euro ihany koa no ampiasainy any fa Franc CFP.
 
Ny renivohiny dia [[Papeete]], eo amin'ny nosin'i Tahiti. Teny frantsay no teny ofisialy any, ny teny tahisiana (''Reo Ma'ōhi'') dia teny miasa mandavanandro miaraka amin'ny teny frantsay, izay ampiasaina any am-pianarana.