Filipina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-58:
=== Vohontany ===
 
Ny nosy ny filipina dia avy amin'ny volkana daholo. Eo ambon'ny fehin-kibon-tan'ny pasikikapasifika ilay arsipely ny filipina. Betsaka ny [[volkana]] mbola velona, ny firofotr'i [[Pinatubo]] tamin'ny [[1991]] ny farany nisy. Misy koa volkana mbola velona, ilay [[tendrona Mayona]].
 
Tendrimbohitra daholo ny ankabiazan'ny vohotan'ny nosy any Filipina, ary betsaka ny [[lohasaha]]. Misy [[tora-pasika]] daholo ny nosy, fa tery kely izy ireo ary vitsy ny renirano azo andianana sambo... Feno [[ala]] ny ankabiazan'ny nosy filipina,. faFa ankehitriny, 10%n-ny filipina fotsiny sisa izao no misy ala.
 
=== [[Toetrandro]] ===