Filipina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-57:
 
=== Vohontany ===
 
Ny nosy ny filipina dia avy amin'ny volkana daholo. Eo ambon'ny fehin-kibon-tan'ny pasikika ilay arsipely ny filipina. Betsaka ny volkana mbola velona, ny firofotr'i Pinatubo tamin'ny 1991 ny farany nisy. Misy koa volkana mbola velona, ilay tendrona Mayona.
 
Tendrimbohitra daholo ny ankabiazan'ny vohotan'ny nosy any Filipina, ary betsaka ny lohasaha. Misy tora-pasika daholo ny nosy, fa tery kely izy ireo ary vitsy ny renirano azo andianana sambo. Feno ala ny ankabiazan'ny nosy filipina, fa 10%n-ny filipina fotsiny sisa izao no misy ala.
 
=== [[Toetrandro]] ===