Ranomasina Avaratra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
init
 
+++
Andalana faha-5:
 
Betsaka ny [[sambo]] mande eo amin'ny ranomasina avaratra, ary misy mpaka [[solitany]] sy manjono eo, fa lotoin'ny olona mpaka solitany ilay ranomasina, ary be laotra koa ny trondro alaina amin'io ranomasina io.
 
Nianjadiana ny heifomba eoropeanina amin'ny lafon'ny fivarotana ny Ranomasina avaratra. Ny Viking indrindra no nanjaka n'io ranomasina io tamin'ny taona 800 hatramin'ny taona 1100. Ny Holandey ary amin'ny farany, ny anglisy no nanjaka n'io ranomasina io. Ankehitriny, betsaka ny lava-tsolitany ampiasain'ny [[Anglisy]] sy ny [[Norvezianin]]a eo amin'ilay ranomasina avaratra.
 
== Toe-tany ==
 
{{...}}
Vitsy ny rano lalina ao amin'ny ranomasina avaratra, ny halalizana hita any atsimony any dia 40 metatra eo. Any antsinanan'i Angletera, misy lembalemba môranika ny [[Dogger Bank]], mihakatra hatreo amin'ny -15 na -30 m eo ; ary be trondro be mihitsy eo
 
=== Amorontsirany ===
 
==== Any Norvezy ====
Any No''rovidrovitra'' ny amorontsiraka antsinanana sy andrefana, satria lalana glacier teo tamin'ny andro ny glasy. Betsaka koa ny dilatra navela ny glasy rehefa ne-nafàna ny andro. Ary mitsoboka anaty ny ranomasina avaratra ny tenimbohitra norvezianina ; ary manome lakandrano izy, tenenina hoe ''fjord'' [{{api|fjord}}]. Manome nosy kely koa ny tendrimbohitra mitsoboka.
 
==== Any Skôtlandy (Ecosse) ====
{{mandika teny}}
 
The eastern Scottish coast is similar, though less severe than Norway. Starting from Flamborough Head in the north east of England, the cliffs become lower and are composed of less resistant moraine, which erodes more easily, so that the coasts have more rounded contours.[
 
[[sokajy:ranomasina]]