Fiteny gbe: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k robot Adding: en:Gbe languages; cosmetic changes
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
[[Sary:Gbe languages.png|300px|right|thumb|ny fiteny Gbe]]
 
Ny '''teny Gbe''' (API : [ɡ͡bè] dia gropy nà teny Kwa any antsinanan'i [[Ghana]] sy any andrefan'i [[Nizeria]].
 
Misy fiteny 20 eo ny isa ny fiteny mifototra amin'ny fiteny Gbe. Misy valo tapitrisa eo no isa ny olona miteny fiteny avy amin'ny teny Gbe. Ny [[fiteny eve]] no tena be mpiteny indrindra (3 tapitrisa ny olona miteny azy any [[Ghana]] sy any Togo[[Tog]]o), manaraka avy eo ny [[fiteny Fon]] (1,7 tapitrisa no miteny azy any [[Benin]]).
 
Anatin'ny ratsan'ny [[teny Kwa]] ny ankabiazan'ny teny gbe, ary avy amin'ny ratsambe ny ten'ny Niger-Kongo izy io. Ny teny mifatotra amin'ny Niger-Kongo <ref> fiteny rehetra eo ampivoany sy any Andrefan'i Afrika sobsahariàna (subsaharian)</ref>. Ny teny gbe be mpiteny dia ny [[fiteny aja]], ny [[Fiteny eve]], ny [[fiteny gen]], ny [[fiteny fon]], ny [[fiteny phla-phera]] Teny tônaly daholo ny ankabiazan'ny fiteny Gbe
 
== Jereo koa ==