Ikalamavony: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k +
Andalana faha-12:
 
==Toe-karena==
{{...}}Ikalamavony dia manana harena an-kibon'ny tany maro. Nefa dia votrandraka tsy ara-dalàna izany. Ao ny vazaha manao ny hataony tsy misy mpijery. Ao koa ireo manam-pahefana Malagasy manararaom-pahefana. Tokony hojeren'ny fanjakana akaiky io. Ny haren'ia ke ro ho lasan'ny vazaha eo? Tsika ihany ro hihinana ny tsy fihinantsika eo. Ny tany trobatobaka tsa hay atao akory koa, ny vato roso tongan'ny vahiny.
{{...}}
 
==Jereo koa==