Laharam-pehintany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-4:
 
== Ireo laharam-pehintany ==
 
{{...}}
Misy laharam-pehintany manana anarana manokana : ny laharam-pehintany faha 66°33′39″ izao dia faribolan-tendrontany. Any amin'ny faritra avaratra na atsimo kokoa noho io (arakaraky ny ilabolantany isiana) dia ahitana ny Masoandro mandritra ny andro iray manontolo (24 ora) mandritra ny enim-bolana eo ho eo ; izany hoe mazava foana ny andro ; ary maizimaizina foana ny andro mandritry ny enim-bolana.
 
Misy koa ny laharam-pehintany izay mikasika ny fehibe rehefa tonga ny saolistisy ; ny laharam-pehintany mikasika ny fehibe ny 21 Jiona dia antsoina ''[[Trôpikan'ny Asorotany]]'' ; ary ny laharam-pehintany mikasika ny fehibe ny 21 Desambra dia antsoina ''[[Trôpikan'ny Adijady]]''.
 
== Jereo koa ==