Laharam-pehintany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[sary:Latitude and longitude graticule on a sphere.svg|200px|ankavanana|Bola maneho ny laharam-pehintany (miloko mena) ary ny laharan-jarahasina|thumb]]
 
Ny '''laharam-pehintany''' dia fampahalalana manome ny faha-avararanafahavaratana na ny fahatsimoana eo amin'ny velaran'ny tany, fajiry na velarana mitelorefy. Ny laharam-pehintany faha-0 dia ny [[fehibe]] ary ny laharam-pehintany faha-90 dia ny tendrontany Avaratra (raha 90°N na +90° no voalaza anatin'ilay fangitra) na Atsimo (raha 90°S na -90°). Miaraka ampiasaina amin'ny laharan-jarahasina ny laharam-pehintany hahafantarana tsaratsara kokoa ny fisian'ny toerana eo amin'i Tany.
 
== Ireo laharam-pehintany ==