Devanagari: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
+
++
Andalana faha-2:
 
Ny '''devanāgarī''' ([[sanskrity]] : देवनागरी) dia [[soratra]] ampiasain'ny Sanskrity, ny hindi, ny Marathi sns. Io ny soratra tena miasa any [[Indy]] sy any [[Nepaly]]
== Tantara ==
 
Avy aminy ratsan'ny gupta ny fanoratana devanagari, ilay ratsana gupta dia avy amin'ny fomba fanoratana Brahmî ny soratra devanagari.
 
Amin'izao tontolo izao, ny fanoratana devanagari no tena miasa indrindra any [[Indy]], ary io no soratra ampiasain'ny olona miteny hindi, teny be mpiteny indrindra any Indy.
 
Mitovy amin'io koa ny fiteny Nepaley (any [[Nepaly]]), mampiasa devanagari ihany koa.
 
== Rohy ivelany ==