Volana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k fanitsiana
Andalana faha-8:
Tamin'ny [[1966]], tena vita ny Rosy nanometraka ny [[Luna 9]] teo ambon'ny volana, ary mande manodidon'ny volana ny saondy [[Luna 10]] teo aorinana.
 
Ny [[etazonia]] ihany ankehitriny no nahavita nandefa olom-belona teny amin'n volana , araky ny tanjon'ny tetik'asa apollo, nanomboka tamin'ny 1969 ary tapitra tamin'ny 1972 ilay programa. Nidiana tamin'ny 1972 ny programa apollo. Betsaka ny zavatra nentina avy any amin'ny volana ary betsaka ny zavatra navelan'ny olona tany amin'ny volana : ny zavatra nentina avy any amin'ny volana dia vato isa-karazany, ary navela tany amin'ny volana ny ''jeep'' sy saondy rehetra. Ankehitriny, ny volana no planety tena voadinika indrindra amin'ny lafon'ny astrônomiahainkintana <ref>http://www.google.com/moon/</ref>
 
== Endrika ara-pizika ==