Fizika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
EmausBot (dinika | fandraisan'anjara)
k fanitsiana
Andalana faha-5:
Ny '''Fizika''' (avy amin'ny [[teny grika]] ''φυσις'' midika ny [[zavaboary]] na ny natiora) dia araka ny haiendri-teniny ny « siansan'ny zavaboary ». Amin'ny dikany amin'ny ankapobe na amin'ny dikany daloha, ny fizika dia manonona ny fahalalàna ny zavaboary ; io no dika nomen'i René Descartes sy ny mpianany [[Jacques Rohault]] sy i Régis<ref>Araka ny boky ''[[Le Littré]]</ref>. Ny fizika dia taranja mandinika ny zavaboary, ary ny tanjony dia mahafantatra ny hetsiny sy ny fitondrany.
 
Ny fizika sia anisan'ny taranja akademika antitra indrindra fantatra. Betsaka ny taranja mampiasa ny siansa fizika, toy ny eketrônika, ny astrônômiahainkintana na koa ny mekanika ; nandritry izay roa arivo taona izay, ny fizika dia teny mitovitovy dika amin'ny filôzôfia, ny simia, ary sampan'ny matematika ary ny biôlôjia ; fa nandritra ny revolisiona siantifika tamin'ny taonjato faha 16, ny fizika dia nivoatra ho lasa siansa manokana. Fa na izany aza nefa, amin'ny taranja sasany toy ny fizika matematika na amin'ny simia koantika, sarotra avahana ny fetran'ny fizika.
 
== Jereo koa ==