Fehibe: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Rubinbot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.5.4) (Rôbô Nanova: fr:Équateur terrestre
k fanitsiana
Andalana faha-12:
Ny fehibe dia manana halava 6 378 140 metatra araka ny Firaisana Iraisam-pirenena Astrônômika, ary nafohezin'ny Firaisana Jeodezika sy Jeofizika Iraisam-pirenena ho 6 378 137 metatra taty aoriana, io izao no sanda ampiasain'ny fombe jeodezika WGS 84. Ao amin'ireo môdely ireo, ny halavan'ny fehibe dia in-2π ny halavan'ny tana, manome valiny 40 065 035,535 metatra ho an'ny voalohany ary 40 065 016,686 metatra ho an'ilay faharoa (nafohezina hatramin'ny milimetatra).
 
=== Vokatra astrônômikaara-kainkintana ===
 
Mandritry ny taona iray, mandalo eo amin'ny zenitan'ny fehibe indroa ny Masoandro, mandritra ny ekinôksa amin'ny volana Martsa sy amin'ny volana Septambra. Ny hafaingam-pilentehan'ny masoandro eo amin'ny [[faritra]] manodidon'ny fehibe mandritra ny ekinôksa dia anisan'ny haingana indrindra eto an-tany.