Fanoroana:Ahoana ny manao takelaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
init
 
Andalana faha-24:
 
=== Ovay ny lahatsoratra misy ao anatin'ilay pejy ===
[[Sary:Aide-modifier-section.png|140px|modifier = Ovay|right]]
 
Afaka manindry ny rohy '''[ ovay ]''' eo amin'ny fizaràna (''section'') koa ianao rehefa fizaràna iray ihany no tianao ovaina. <br>
 
Ataovy aho daholo ny fanovàna tianao atao. Azonao atao ao ny manova ny lahatsoratra misy ao : Mitsara ny zava-diso, manampy/mamafa lahatsoratra sns. Hitanao ao fa misy soratra ortra ny '', ''', <nowiki>[[ na ]]</nowiki>. Io ny syntaxe wikipedia, io ny manao mise en forme ny lahatsoratrao.
 
Hitanao eo ambon'ny ''varavarankely'' ny fanovàna fa misy ''barre d'outils'' manamora ary mampahaingan'ny asa tsotra : '''Soratra matavy''', ''Sora-mandry'', [http://mg.wikipedia.org rohy lohateny] sns.
 
==== Mampiseho ny fanovany ====