Tay: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Łajno końskie 400.jpg|thumb|200px|Tain-tsoavaly]]
 
Ny '''diky''' na '''tay''' dia manana endrika sy fiseho isan-karazany, miankina amin'ny taovam-pandevonan-kanina rehetra, ny karazan-kanina sy sakafo ary ny fahasalamana. Amin'ny ankapobeny dia mivaingana ny tay. Mety misy vaingany mafimafy, maina kokoa eny amin'ny tendrony.