Tay: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « <!----- AMPETRAHO ETO AMBANY NY TAKELAKA TOKONY ALEFA ---> <!----- SOKAJY, AZA KITIHANA !!! ----!> Sokajy:Pejy ny fikambanana Ny '''diky''' na '''tay''' dia m... »
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
<!----- AMPETRAHO ETO AMBANY NY TAKELAKA TOKONY ALEFA --->
 
<!----- SOKAJY, AZA KITIHANA !!! ----!>
[[Sokajy:Pejy ny fikambanana]]
 
 
Ny '''diky''' na '''tay''' dia manana endrika sy fiseho isan-karazany, miankina amin'ny taovam-pandevonan-kanina rehetra, ny karazan-kanina sy sakafo ary ny fahasalamana. Amin'ny ankapobeny dia mivaingana ny tay. Mety misy vaingany mafimafy, maina kokoa eny amin'ny tendrony.
 
Ligne 25 ⟶ 19 :
Ny lava-piringa maina dia nanomboka nampiasana tamin'ity taonjato faha XXI ity. Ampiasana amin'izany ny taim-bakona aloha sy aorian'ny fampiasana ny lava-piringa. Ampy hitroka ny fofona io. Ilay fitatazana ny tay dia afaka mihetsika fa tsy miraikitra ka afaka ampiasana io amin'ny fambolena na ny fandrehetana afo.
Ny tombony azo aminy, ankoatry ny fampiasana ny maloto izay tokony ariana, dia ny tsy fampiasana rano mihitsy.
 
[[sokajy:Fiziolojia]]
 
[[fr:Matière fécale]]