Faritan'i Delhi: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: roa-tara:Delhi
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{vangovango|India}}
[[File:National Capital Territory of Delhi in India (special marker) (disputed hatched).svg|thumb|]]
 
Ny '''faritan'i Delhi''', na amin'ny fomba lavalava kokoa '''Faritan'ny renivohi-pirenena Delhi''' (amin'ny fiteny anglisy ''National Capital Territory of Delhi) dia anisan'ny faritany
fiton'i India. Any avaratr'i Indian no misy azy, eo moron'ny renirano Yamuna, tanàna faharoa aorian'i Mombai, enina ambin'ny folo tapitrisa ny isam-ponina tamin'ny fanisana farany, izany hoe tamin'ny 2011. Voazara telo ny faritan'i Delhi : [[Delhi]], [[New Delhi]] ary ny Canton an'i Delhi, hatry ny fanovana lalam-paorenanan natao tamin'ny 1991, manana ny antenimieran-dalàna ho azy ilay faritany, fa voafetra ny fahefany.