Fiteny tamily: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: ta:தமிழ் மொழி
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{vangovango|fiteny}}
[[Sary:Tamil Verbreitung.png|thumb|ankavanana|220px|[[Sary:Tamil.png|center|100px]]<br />Voamarika amin'ny loko menamena ny [[faritra]] misy tamil]]
Ny '''fiteny tamiltamily''' (tamiḻ / தமிழ்) dia fiten'ny mponina tamil ([[diravidia]]nina taloha). Ny fiteny tamil dia fiteny any [[India]]. Ny fiteny tamil dia teny ofisialin'ny Tamil Nadu sy ny tananan'i Pondichery sy sy karîkâl. Teny ofisialy any Singapaoro ihany ko any fiteny tamil. Olona 74 tapitrisa mahery no miteny tamil eran-tany. Araka ny tenenin'ny ''[[World Almanac]] 1994''.
 
Teny voasintona amin'ny fiteny diravidianina ny fiteny tamil. Ny fiteny tamil dia anisan'ny fiteny antitra indrindra eto an-tany. Tsy ary niovaova ilay fiteny na dia efa nisy 2500 taona aza. Soratana amina soratra voasintona avy amin'ny [[soratra brâhmî]] ny soratra tamil.