Sacramento, Kalifornia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Jhendin (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Jhendin (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-13:
 
Voaforona ilay tanàna tamin'ny volana [[Desambra]] [[1848]], i [[John Sutter]] no namorona azy, nivelatra ilay tanàna tamin'ny ''[[Gold Rush]]'' tamin'ny [[taonjato faha 19]], Lasa ''foibe fitatitra'' ny fivarotana ny Sacramento.
 
Sacramento no tanàna lehibe indrindra any California, aorian'i ny [[Los Angeles]], [[San Diego]], [[San Jose]], [[San Francisco]], [[Fresno]], [[Long Beach]], [[Oakland]], sy [[Anaheim]].
 
Androany, mbola mitohy mivelatra ilay tanàna ary misy 2.187.694 mponina no miaina any. Ny olona mipetraka any sacramento manomeha azy anarana, Sacto na Sac araka ny olona any. Ny solonanarany koa dia River City na Sacratomato.