Groenlanda: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « 200px|right|thumb|border|Ny sain'i Groenlanda [[Sary:Greenland (orthographic projection).svg|200px|right|thumb|Sarintany maneho ny toer... »
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Flag of Greenland.svg|200px|right|thumb|border|Ny sain'i Groenlanda]]
[[Sary:Greenland (orthographic projection).svg|200px|right|thumb|Sarintany maneho ny toerana misy an'i Groenlanda (loko maitso)]]
I '''Groenlanda''' (izay azo dikaina hoe ''Tanimaitso'' amin'ny fiteny malagasy araka ny anarany amin'ny fiteny danoa), na ''Kalallit Nunaat'' amin'ny fiteny kalaallisut, dia nosy iray ao ao amin'ny ranomasimbe Arktika. Faritany mizaka-tenan'i Danemarka io faritra io ; ka noho izany na dia any Amerika Avaratra aza no misy an'ilay nosy, dia an'i Eoropa izy.
 
I '''Groenlanda''' (izay azo dikaina hoe ''Tanimaitso'' amin'ny [[fiteny malagasy]] araka ny anarany amin'ny fiteny danoa), na ''Kalallit Nunaat'' amin'ny [[fiteny kalaallisut]], dia nosy iray ao ao amin'ny ranomasimbe Arktika. Faritany mizaka-tenan'i Danemarka io faritra io ; ka noho izany na dia any Amerika Avaratra aza no misy an'ilay nosy, dia an'i Eoropa izy.
Fito arivo sy dimy alina no isan'ny mponina miaina any Groenlanda. Ny fiteny kalallisut no teny ofisialy ary i Nuuk no renivohitra.
 
Fito arivo sy dimy alina no isan'ny mponina miaina any Groenlanda. Ny fiteny kalallisut no teny ofisialy ary i [[Nuuk]] no renivohitra.
 
== Jeografia ==
 
[[Sary:Eastcoastgreenland1.jpg|ankavia|200px|thumb|Ny tendrombohitra Nunatak, eo amin'ny amorontsiraka atsinanan'i Groenlanda]]
 
Nosy faharoa lehibe indrindra i Groenlanda aorian'i [[Aostralia]]. Eo anelanelan'ny Ranomasimbe Arktika ary ny ranomasimbe Atlantika Avaratra no misy azy, izany hoe any andrefan'ny toerana misy an'i Islandy ary eo avaratra atsinanan'i Kanada.
 
Ranomandry manana hatevina telo kilometatra ny 95 isan-jaton'i Groenlanda. Manindry ny vato eo ambaniny ilay ranomandry ka araka izany dia mety hisy farihin-drano masira eo anivon'i Groenlanda raha afaka avokoa ny ranomandriny.
 
== Jereo koa ==
* [[Danmarka]]
 
[[sokajy:Groenlanda|*]]
[[sokajy:Danmarka]]
 
[[fr:Groenland]]
[[en:Greenland]]