Sorabe: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
Ny '''sorabe''' ({{arabo|سُرَبِ}}) dia abidy iray avy amin'ny abjad arabo (''ajami'') izay natao hanoratana ny fiteny ao Madagasikara, indrindra indrindra ireo fiteny ao atsimo andrefan'i Madagasikara : ny fiteny [[antemoro]]-anteogny ary anakara. Fantatra fa isaina aman-jatony ireo lahatsoratra nosoratana tamin'ny alalan'io abidy io ; ny tena antitra amin'ireo lahatsoratra ireo dia nosoratana tany amin'ny taonjato faha-17 tany ho any.
Tamin'ny taonjato faha-18, fantatra ary nampiasain'ny foko rehetra erak'i Madagasikara io abidy io : tao Imerina, nanafatra mpanoratra antemoro i Andrianampoinimerina mba hampianatra ny ankizy hamaky teny ary hanoratra. Izay no nahatonga an'i Radama (namorona ny abidy
== Abidy ==
|