Sorabe: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
{{vangovango|soratra}}
 
Ny '''sora-be''' (سورابي{{arabo|سُرَبِ}}) dia abidy iray avy amin'ny abojada arabo natao handika antsoratra ireo fiteny ao atsimo andrefan'i Madagasikara, indrindra indrindra ny fiteny antemoro-anteogny ary anakara. Aman-jatony ireo raki-tsoratra nosoratana tamin'io abidy io ary tany amin'ny taonjato faha 17 tany ho any ny taloha indrindra amin'izy ireo.
 
Niparitana erak'i Madagasikara ny fahalalana ny sorabe nanomboka ny taonjato faha-18 ary nanafatra mpanoratra ny mpanjaka Andrianampoinimerina mba hampianatra ny ankizy manoratra. Izay no nahatonga an'i Radama mahay manoratra ary mamaky teny hatry ny fahazazany.